Leviticus 21:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny maty vady na ny efa nisaorana na ny voaloto tamin’ny fijangajangana dia tsy azony ampakarina; fa virijiny avy amin’ny fireneny ihany no hampakariny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy haka ho vady ny efa maty vady, na ny vehivavy efa voasaotra, na ny vehivavy efa afa-baraka, na ny mpijangajanga, fa izay mbola virjiny eo amin’ny fireneny ihany, no halainy ho vady.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny vehivavy maty vady, na nariam-bady, na novetaina, na mpijangajanga, dia tsy azony alaina ho vady; fa vehivavy virijiny, anisan’ny fianakavia-mpisorona, no halain’ny mpisorombe.
Malagasy Bible 1865
Fa ny maty vady, na ny efa nisaorana, na ny voaloto tamin'ny fijangajangana, dia tsy azony hampakarina, fa virijina avy amin'ny fireneny ihany no hampakariny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny maty vady na ny efa nisaorana na ny voaloto tamin’ny fijangajangana dia tsy azony ampakarina; fa virijiny avy amin’ny fireneny ihany no hampakariny.
malagasy
Fa ny maty vady, na ny efa nisaorana, na ny voaloto tamin'ny fijangajangana, dia tsy azony hampakarina, fa virijina avy amin'ny fireneny ihany no hampakariny.