Leviticus 21:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka tsy hanao izay hampaloto ny taranany eo amin’ny fireneny izy fa Izaho TOMPO no nanamasina azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hanao izay hanala baraka ny taranany eo amin’ny fireneny izy, fa Izaho no Iaveh manamasina azy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay, dia tsy ho afa-baràka ny ankohonany eo anivon’ny fianakaviamben’ny mpisorona, Satria Izaho no TOMPO Izay efa nanokana ny mpisorombe hanompo Ahy.»
Malagasy Bible 1865
Ary aoka tsy hanao izay hahaloto ny taranany eo amin'ny fireneny izy; fa Izaho Jehovah no manamasina azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka tsy hanao izay hampaloto ny taranany eo amin’ny fireneny izy fa Izaho TOMPO no nanamasina azy.
malagasy
Ary aoka tsy hanao izay hahaloto ny taranany eo amin'ny fireneny izy; fa Izaho Jehovah no manamasina azy.