Leviticus 21:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitenena amin’i Arona hoe: Izay rehetra misy kilema amin’ny zanakao, hatramin’ny taranany fara aman-dimby, dia aoka tsy hanatona hanatitra ny hanin’Andriamaniny;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitenena amin’i Aarôna ka lazao hoe: Tsy hisy hanatona hanolotra ny mofon’ny Andriamanitrao, izay olona rehetra manan-kilemam-batana, amin’ny taranakao hatramin’ny fara mandimby.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hamepetra an’i Aharôna hoe: «Hatrany hatrany, izay taranakao misy kilema dia aoka tsy hanatona ny alitara hanolotra ny sakafo aroso ho Ahy Andriamaniny.
Malagasy Bible 1865
Mitenena amin'i Arona hoe: Izay rehetra misy kilema amin'ny zanakao, amin'ny taranany hatramin'ny fara mandimby, dia aoka tsy hanakaiky fanatitra ny hanin'Andriamaniny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitenena amin’i Arona hoe: Izay rehetra misy kilema amin’ny zanakao, hatramin’ny taranany fara aman-dimby, dia aoka tsy hanatona hanatitra ny hanin’Andriamaniny;
malagasy
Mitenena amin'i Arona hoe: Izay rehetra misy kilema amin'ny zanakao, amin'ny taranany hatramin'ny fara mandimby, dia aoka tsy hanakaiky fanatitra ny hanin'Andriamaniny;