Leviticus 21:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa izay rehetra misy kilema dia tsy mahazo manakaiky hanatanteraka izany na ny jamba na ny mandringa na ny loaka orona na ny sampona amin’ny rantsam-batana
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izay manan-kilemam-batana na iza na iza, dia tsy hanatona; na olona jamba, na mandringa, na izay nahafahana, na izay manana amby;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay mpisorona misy kilema dia tsy mahazo manatona ny alitara hanao izany, na ny jamba, na ny mandringa, na ny manan-tarehy sampona,
Malagasy Bible 1865
Fa izay rehetra misy kilema dia tsy mahazo manakaiky hanao izany na ny jamba, na ny mandringa, na ny petaka orona, na ny manana amby,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa izay rehetra misy kilema dia tsy mahazo manakaiky hanatanteraka izany na ny jamba na ny mandringa na ny loaka orona na ny sampona amin’ny rantsam-batana
malagasy
Fa izay rehetra misy kilema dia tsy mahazo manakaiky hanao izany na ny jamba, na ny mandringa, na ny petaka orona, na ny manana amby,