Leviticus 21:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
afa-tsy amin’ny havany akaiky, dia ny reniny, ny rainy, ny zanany lahy, ny zanany vavy ary ny rahalahiny;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
afa-tsy amin’ny havany miray ra aminy, ny reniny, ny rainy, ny zanany lahy, ny zanany vavy, ny rahalahiny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
afa-tsy hoe havany akaiky dia akaiky, tahaka ny reniny sy ny rainy ary ireo zanany sy ny rahalahiny.
Malagasy Bible 1865
afa-tsy amin'ny tahaka ny tenany, dia ny reniny sy ny rainy sy ny zananilahy sy ny zananivavy ary ny rahalahiny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
afa-tsy amin’ny havany akaiky, dia ny reniny, ny rainy, ny zanany lahy, ny zanany vavy ary ny rahalahiny;
malagasy
afa-tsy amin'ny tahaka ny tenany, dia ny reniny sy ny rainy sy ny zananilahy sy ny zananivavy ary ny rahalahiny;