Leviticus 21:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
na ny vokoka na ny saozanina na ny misy pentimpentina eo amin’ny masony na ny feno hatina na ny feno tsingaoka na ny manana aretin-dahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay vokoka, na zeny, na mipentina ny masony, izay hatenina, izay anakandroana, ny torotoro vihy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
na ny vokoka na ny saozanina, na ny voan’aretin-koditra, na ny torotoro vihindahy.
Malagasy Bible 1865
na ny vokoka, na ny sahozanina, na ny misy pentimpentina eo amin'ny masony, na ny hatenina, na ny tsingaohina, na ny torotoro vihy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
na ny vokoka na ny saozanina na ny misy pentimpentina eo amin’ny masony na ny feno hatina na ny feno tsingaoka na ny manana aretin-dahy.
malagasy
na ny vokoka, na ny sahozanina, na ny misy pentimpentina eo amin'ny masony, na ny hatenina, na ny tsingaohina, na ny torotoro vihy.