Leviticus 21:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
kanefa tsy mahazo mankeo amin’ny efitra lamba na manakaiky ny alitara izy, satria misy kilema, mba tsy handoto ny fitoerako masina fa Izaho TOMPO no manamasina ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy handroso amin’ny efitra lamba izy, tsy hanatona ny ôtely, satria manan-kilemam-batana izy; tsy handoto ny toerako masina, fa Izaho no Iaveh manamasina azy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa noho izy misy kilema, dia tsy mahazo mankeo amin’ny efitra lamba izy na manatona ny alitara; tsy tokony handoto ny Toeramasina onenako izy, satria Izaho TOMPO efa nanokana ny mpisorona hanompo Ahy.»
Malagasy Bible 1865
kanefa tsy mahazo miditra ao anatin'ny efitra lamba na manakaiky ny alitara izy, satria misy kilema, mba tsy handoto ny fitoerako masina izy, fa Izaho Jehovah no manamasina azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
kanefa tsy mahazo mankeo amin’ny efitra lamba na manakaiky ny alitara izy, satria misy kilema, mba tsy handoto ny fitoerako masina fa Izaho TOMPO no manamasina ireo.
malagasy
kanefa tsy mahazo miditra ao anatin'ny efitra lamba na manakaiky ny alitara izy, satria misy kilema, mba tsy handoto ny fitoerako masina izy, fa Izaho Jehovah no manamasina azy.Ary Mosesy dia nilaza izany tamin'i Arona sy ny zanany ary ny Zanak'Isiraely rehetra.