Leviticus 21:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nilaza izany tamin’i Arona sy ireo zanany ary ny Zanak’Israely rehetra i Mosesy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nolazain’i Môizy izany tamin’i Aarôna sy ny zanany ary ny zanak’i Israely rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nampitain’i Mosesy tamin’i Aharôna sy ny zanany ary tamin’ny Israelita rehetra koa izany.
Malagasy Bible 1865
Ary Mosesy dia nilaza izany tamin'i Arona sy ny zanany ary ny Zanak'Isiraely rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nilaza izany tamin’i Arona sy ireo zanany ary ny Zanak’Israely rehetra i Mosesy.
malagasy
Ary Mosesy dia nilaza izany tamin'i Arona sy ny zanany ary ny Zanak'Isiraely rehetra.