Leviticus 21:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary amin’ny fatin’ny anabaviny mbola virijiny izay havany akaiky satria mbola tsy manambady, no ahazoany mandoto ny tenany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny anabaviny, virjiny miray trano aminy fa mbola tsy manam-bady; raha izy io no maty dia mahazo mandoto tena izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny amin’ny anabaviny, izay mpitovo ka mbola havany akaiky tokoa satria tsy mba nanambady, dia mahazo mandoto tena ny mpisorona amin’ny fikasihana ny fatiny.
Malagasy Bible 1865
ary amin'ny fatin'ny anabaviny, izay tahaka ny tenany ihany koa sady tsy mbola manam-bady fa virijina, no ahazoany mandoto ny tenany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary amin’ny fatin’ny anabaviny mbola virijiny izay havany akaiky satria mbola tsy manambady, no ahazoany mandoto ny tenany.
malagasy
ary amin'ny fatin'ny anabaviny, izay tahaka ny tenany ihany koa sady tsy mbola manam-bady fa virijina, no ahazoany mandoto ny tenany.