Leviticus 21:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hanasola ny tampon-dohany izy na hanaratra ny volombavany na hitetika ny tenany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mpisorona tsy hanaratra ny lohany, tsy hanala ny sisin’ny volombavany, ary tsy hanisy tetika amin’ny tenany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Rehefa misaona izy mpisorona, dia tsy hanasola ny tampon-dohany na hanàratra ny volon-tavany na handradratra ny tenany.
Malagasy Bible 1865
Tsy hanasola ny lohany izy, na hanaratra ny vaokany, na hitetika ny tenany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hanasola ny tampon-dohany izy na hanaratra ny volombavany na hitetika ny tenany.
malagasy
Tsy hanasola ny lohany izy, na hanaratra ny vaokany, na hitetika ny tenany.