Leviticus 21:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hamasino izy fa ny hanin’Andriamanitrao no ateriny; ho masina aminao izy fa Izaho TOMPO dia masina ka manamasina anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hataonao masina izy, fa manolotra ny mofon’ny Andriamanitrao, ka ho masina ho anao, satria masina Aho Iaveh, izay manamasina anareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo Israelita kosa dia aoka hihevitra ny mpisorona ho olona voatokana, satria ny sakafo aroso ho Ahy Andriamanitrareo no atolony. Eny, aminareo ny mpisorona dia ho olona voatokana; satria Izaho TOMPO, Izay nanokana anareo Israelita ho vahoakako, dia masina.
Malagasy Bible 1865
Dia hamasino izy, fa ny hanin'Andriamanitrao no ateriny; ho masina aminao izy, fa masina Aho Jehovah, Izay manamasina anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hamasino izy fa ny hanin’Andriamanitrao no ateriny; ho masina aminao izy fa Izaho TOMPO dia masina ka manamasina anareo.
malagasy
Dia hamasino izy, fa ny hanin'Andriamanitrao no ateriny; ho masina aminao izy, fa masina Aho Jehovah, Izay manamasina anareo.