Leviticus 21:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha ny zanakavavin’ny mpisorona no mandoto ny tenany amin’ny fijangajangana dia efa manamavo ny rainy izy ka hodorana amin’ny afo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha zanaka vavin’ny mpisorona no manala barà-tena mijangajanga, dia manala baraka an-drainy izy, ka hodorana amin’ny afo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha ny zanakavavin’ny mpisorona no manala baràka tena amin’ny fijangajangana, dia manala baràka ny rainy koa izy, ka hodorana.
Malagasy Bible 1865
Ary raha ny zanakavavin'ny mpisorona mandoto ny tenany amin'ny fijangajangana, dia efa manamavo ny rainy izy ka hodorana amin'ny afo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha ny zanakavavin’ny mpisorona no mandoto ny tenany amin’ny fijangajangana dia efa manamavo ny rainy izy ka hodorana amin’ny afo.
malagasy
Ary raha ny zanakavavin'ny mpisorona mandoto ny tenany amin'ny fijangajangana, dia efa manamavo ny rainy izy ka hodorana amin'ny afo.