Leviticus 22:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza avela hisy olon-kafa hihinana zava-masina. Na izay mivahiny ao amin’ny mpisorona na izay mpikarama dia samy tsy mahazo mihinana zava-masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Tsy hisy olon-kafa hihinana zava-masina, na ny mipetraka ao amin’ny mpisorona, na ny mpikarama, dia samy tsy hihinana ny zava-masina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aza avela hihinana zava-masina ny Israelita tsy anisan’ny fianakavia-mpisorona; na izay sendra mivahiny ao amin’ny mpisorona, na izay mpikarama, dia samy tsy mahazo mihinana zava-masina.
Malagasy Bible 1865
Ary aza avela hisy olon-kafa hihinana zava-masina; na izay mivahiny ao amin'ny mpisorona, na izay mpikarama, dia samy tsy mahazo mihinana zava-masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza avela hisy olon-kafa hihinana zava-masina. Na izay mivahiny ao amin’ny mpisorona na izay mpikarama dia samy tsy mahazo mihinana zava-masina.
malagasy
Ary aza avela hisy olon-kafa hihinana zava-masina; na izay mivahiny ao amin'ny mpisorona, na izay mpikarama, dia samy tsy mahazo mihinana zava-masina.