Leviticus 22:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha misy olona novidin’ny mpisorona dia mahazo mihinana amin’izany ihany izy; ary izay teraka tao an-tranony koa dia mahazo mihinana amin’ny sakafon’ny mpisorona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mahazo mihinana ihany anefa, izay mpanompon’ny mpisorona novidiny vola, toy izany koa izay teraka tao an-tranony; azon’ireny hanina izay fihinany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha misy mpanompo novidin’ny mpisorona, dia hahazo mihinana amin’izany ihany izy; toy izany koa, ny mpanompo izay teraka tao an-tranon’ny mpisorona, dia mahazo mihinana izay fihinany.
Malagasy Bible 1865
Fa raha misy olona novidin'ny mpisorona, dia hahazo mihinana amin'izany ihany izy; ary ny ompikeliny hahazo mihinana amin'ny fihinan'ny mpisorona koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha misy olona novidin’ny mpisorona dia mahazo mihinana amin’izany ihany izy; ary izay teraka tao an-tranony koa dia mahazo mihinana amin’ny sakafon’ny mpisorona.
malagasy
Fa raha misy olona novidin'ny mpisorona, dia hahazo mihinana amin'izany ihany izy; ary ny ompikeliny hahazo mihinana amin'ny fihinan'ny mpisorona koa.