Leviticus 22:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy zanakavavin’ny mpisorona manambady olon-kafa dia tsy hihinana amin’ny fanatitra izay nalaina avy amin’ny zava-masina izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hihinana ny navahana tamin’ny zava-masina ny zanaka vavin’ny mpisorona, nanambady olon-kafa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy zanakavavin’ny mpisorona manambady lehilahy israelita tsy anisan’ny fianakavia-mpisorona, dia tsy mahazo mihinana ny navahana tamin’ny zava-masina izy.
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy zanakavavin'ny mpisorona manambady olon-kafa, dia tsy hihinana amin'ny fanatitra avy amin'ny zava-masina izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy zanakavavin’ny mpisorona manambady olon-kafa dia tsy hihinana amin’ny fanatitra izay nalaina avy amin’ny zava-masina izy.
malagasy
Ary raha misy zanakavavin'ny mpisorona manambady olon-kafa, dia tsy hihinana amin'ny fanatitra avy amin'ny zava-masina izy.