Leviticus 22:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy olona mihinana tsy nahy amin’ny zava-masina dia honerany ny zava-masina ka homeny ny mpisorona sady hampiany ny ampahadiminy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy olona nihinana tsy nahy tamin’ny zava-masina, dia honerany amin’ny mpisorona ny zava-masina, ka hotongoavany ny ampahadiminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha misy Israelita tsy anisan’ny fianakavia-mpisorona ka nahahinana tsy nahy tamin’ny zava-masina, dia honerany amin’ny mpisorona izay laniny ka hotongavany ny ampahadiminy.
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy olona mihinana tsy nahy amin'ny zava-masina, dia honerany ny zava-masina ka homeny ny mpisorona sady hampiany ho tonga avy fahenina:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy olona mihinana tsy nahy amin’ny zava-masina dia honerany ny zava-masina ka homeny ny mpisorona sady hampiany ny ampahadiminy izany.
malagasy
Ary raha misy olona mihinana tsy nahy amin'ny zava-masina, dia honerany ny zava-masina ka homeny ny mpisorona sady hampiany ho tonga avy fahenina: