Leviticus 22:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka tsy hisy hanamavo ny zava-masin’ny Zanak’Israely izay ateriny ho an’NY TOMPO
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ny mpisorona tsy hametaveta ny zava-masin’ny zanak’i Israely, izay natokany ho an’i Iaveh,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aoka tsy hisy mpisorona hampanimbazimba ny zava-masina izay natokan’ny Israelita ho Ahy TOMPO;
Malagasy Bible 1865
Ary aoka tsy hisy hametaveta ny zava-masin'ny Zanak'Isiraely, izay ateriny ho an'i Jehovah,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka tsy hisy hanamavo ny zava-masin’ny Zanak’Israely izay ateriny ho an’NY TOMPO
malagasy
Ary aoka tsy hisy hametaveta ny zava-masin'ny Zanak'Isiraely, izay ateriny ho an'i Jehovah,