Leviticus 22:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
na hahatonga ota sy heloka noho ny nihinanany ny zava-masiny; fa Izaho TOMPO no manamasina izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy tsy hampivesatra azy ny heloka ataony amin’ny fihinanana ny zava-masina avy aminy; fa Izaho no Iaveh manamasina azy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
raha avelany hihinana izany ny Israelita tsy anisan’ny fianakavia-mpisorona, dia manjary itambesaran-keloka sy manonitra. Fa Izaho no TOMPO Izay efa nanokana ireny zava-masina ireny.»
Malagasy Bible 1865
na hahatonga ota aman-keloka noho ny nihinanany ny zava-masiny; fa Izaho Jehovah no manamasina azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
na hahatonga ota sy heloka noho ny nihinanany ny zava-masiny; fa Izaho TOMPO no manamasina izany.
malagasy
na hahatonga ota aman-keloka noho ny nihinanany ny zava-masiny; fa Izaho Jehovah no manamasina azy.