Leviticus 22:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia lahy tsy misy kilema no hatolony, na omby izany na zanak’ondry na osy, mba hankasitrahana anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia aoka ho lahy tsy manan-kilema no hatao sorona, na omby izany, na ondry, na osy, mba hankasitrahana anareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
lahy tsy misy kilema amin’ny omby na ondry na osy no aoka hateriny mba hahazoany sitraka.
Malagasy Bible 1865
dia lahy tsy misy kilema no hateriny, na omby izany, na zanak'ondry, na osy, mba hankasitrahana anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia lahy tsy misy kilema no hatolony, na omby izany na zanak’ondry na osy, mba hankasitrahana anareo.
malagasy
dia lahy tsy misy kilema no hateriny, na omby izany, na zanak'ondry, na osy, mba hankasitrahana anareo.