Leviticus 22:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay rehetra misy kilema dia tsy hatolotrareo; fa tsy hankasitrahana anareo izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza manatitra izay manan-kilema fa tsy hankasitrahina izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay biby rehetra misy kilema dia tsy azonareo aterina, satria tsy hahazoanareo sitraka amiko izany.
Malagasy Bible 1865
Izay rehetra misy kilema dia tsy haterinareo; fa tsy hankasitrahana anareo izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay rehetra misy kilema dia tsy hatolotrareo; fa tsy hankasitrahana anareo izany.
malagasy
Izay rehetra misy kilema dia tsy haterinareo; fa tsy hankasitrahana anareo izany.