Leviticus 22:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na omby na ondry na osy misy sampona dia azonao aterina ho fanatitra an-tsitrapo ihany; fa raha hanefana voady kosa dia tsy hankasitrahana izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha hatao fanatitra an-tsitrapo, dia azo vonoina ihany ny omby na ondry, diso lava na fohy rantsan-tanana; fa raha fanalam-boady, tsy ankasitrahina ny sorona toy izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha omby na ondry na osy no misy sampona, dia azo aterina ihany ho fanomezana an-tsitrapo; fa raha fanalàm-boady dia tsy hahazoana sitraka izany.
Malagasy Bible 1865
Na omby, na ondry, na osy, izay misy sampona, dia azonao haterina ho fanati-tsitrapo; fa raha atao fanatitra hanalam-boady, dia tsy hankasitrahana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na omby na ondry na osy misy sampona dia azonao aterina ho fanatitra an-tsitrapo ihany; fa raha hanefana voady kosa dia tsy hankasitrahana izany.
malagasy
Na omby, na ondry, na osy, izay misy sampona, dia azonao haterina ho fanati-tsitrapo; fa raha atao fanatitra hanalam-boady, dia tsy hankasitrahana izy.