Leviticus 22:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay voaporitra na voatoro na voaongotra na voadidy ho afaka ny vihindahiny, dia tsy azonareo atolotra ho an’NY TOMPO; ary aza manao izany eo amin’ny taninareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza aterinareo ho an’i Iaveh izay biby voaporitra, na voatoro, na voaombotra, na voadidy ny vihiny; aza manao izany amin’ny taninareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay voaporitra na voatoro vihindahy ary koa voaombotra na voadidy vihindahy amin’ireo biby ireo, dia tsy azonareo aterina ho AHY; ary aza manao famosiram-biby ianareo, rehefa mby eo amin’ny taninareo.
Malagasy Bible 1865
Izay voaporitra, na voatoro, na voaombotra, na voadidy ho afaka ny vihiny, dia tsy azonareo aterina ho an'i Jehovah; ary aza manao izany eo amin'ny taninareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay voaporitra na voatoro na voaongotra na voadidy ho afaka ny vihindahiny, dia tsy azonareo atolotra ho an’NY TOMPO; ary aza manao izany eo amin’ny taninareo.
malagasy
Izay voaporitra, na voatoro, na voaombotra, na voadidy ho afaka ny vihiny, dia tsy azonareo aterina ho an'i Jehovah; ary aza manao izany eo amin'ny taninareo.