Leviticus 22:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy olona hafa firenena aza mitondra izany zavatra izany dia tsy azonareo atolotra ho hanin’Andriamanitrareo izany satria efa simba ka misy kilema; tsy mba hankasitrahana anareo izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa mety ho sorona toy ireny, dia aza raisinareo haterina ho fàhan’ny Andriamanitrareo ireny, na dia avy eo an-tanan’ny olon-kafa firenena aza, fa efa simba ireny fa manan-kilema, ka tsy hahazoanareo sitraka.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy biby vositra entin’olona hafa firenena, dia tsy azonareo aterina ho sakafo aroso ho Ahy Andriamanitrareo ireny; satria noho izy novosirina, dia misy kilema ka tsy hahazoanareo sitraka.»
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy entin'olona hafa firenena aza izany zavatra izany, dia tsy azonareo haterina ho hanin'Andriamanitrareo, satria efa simba izy ka misy kilema; tsy mba hankasitrahana anareo izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy olona hafa firenena aza mitondra izany zavatra izany dia tsy azonareo atolotra ho hanin’Andriamanitrareo izany satria efa simba ka misy kilema; tsy mba hankasitrahana anareo izany.
malagasy
Ary raha misy entin'olona hafa firenena aza izany zavatra izany, dia tsy azonareo haterina ho hanin'Andriamanitrareo, satria efa simba izy ka misy kilema; tsy mba hankasitrahana anareo izany.