Leviticus 22:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny ombivavy na ny ondrivavy na ny osivavy dia tsy hovonoinareo indray andro izy sy ny zanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza atao indray mamono amin’ny indray andro ny biby sy ny zanany, na omby izany, na ondry.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa ny ombivavy na ny ondrivavy na ny osivavy, dia aoka tsy hovonoinareo indray andro izy sy ny zanany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny ombivavy, na ny ondrivavy, na ny osivavy, dia tsy hovonoinareo indray andro izy sy ny zanany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny ombivavy na ny ondrivavy na ny osivavy dia tsy hovonoinareo indray andro izy sy ny zanany.
malagasy
Ary ny ombivavy, na ny ondrivavy, na ny osivavy, dia tsy hovonoinareo indray andro izy sy ny zanany.