Leviticus 22:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mamono zavatra hatao fanati-pisaorana ho an’NY TOMPO ianareo dia amin’izay hankasitrahana anareo no hamonoanareo azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha manatitra sorom-pisaorana amin’i Iaveh ianareo, dia atolory araka izay ankasitrahana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha manolotra sorom-pisaorana amiko TOMPO ianareo, dia araka izay hahazoanareo sitraka no anolory azy.
Malagasy Bible 1865
Ary raha mamono zavatra hatao fanati-pisaorana ho an'i Jehovah ianareo, dia amin'izay hankasitrahana anareo no hamonoanareo azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mamono zavatra hatao fanati-pisaorana ho an’NY TOMPO ianareo dia amin’izay hankasitrahana anareo no hamonoanareo azy.
malagasy
Ary raha mamono zavatra hatao fanati-pisaorana ho an'i Jehovah ianareo, dia amin'izay hankasitrahana anareo no hamonoanareo azy.