Leviticus 22:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany andro izany ihany no hihinanana azy fa aza amelana ho tra-maraina. Izaho no TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay andro amonoana azy ihany no ihinanana azy, fa tsy hisy havela ho tra-maraina. Izaho no Iaveh.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iny andro anolorana azy iny ihany no hihinanana azy, fa aza amelana ho tra-maraina. Izaho no TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Amin'izany andro izany ihany no hihinanana azy, fa aza amelana ho tra-maraina: Izaho no Jehovah
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany andro izany ihany no hihinanana azy fa aza amelana ho tra-maraina. Izaho no TOMPO.
malagasy
Amin'izany andro izany ihany no hihinanana azy, fa aza amelana ho tra-maraina: Izaho no Jehovah