Leviticus 22:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tandremo ny didiko ka araho. Izaho no TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Tandremo ny didiko, ka araho izany. Izaho no Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Imasoy hotanterahina ny didiko. Izaho no TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary tandremo ny didiko, ka araho izany: Izaho no Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tandremo ny didiko ka araho. Izaho no TOMPO.
malagasy
Ary tandremo ny didiko, ka araho izany: Izaho no Jehovah.