Leviticus 22:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay nitondra anareo nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta mba ho Andriamanitrareo, no manamasina anareo. Izaho no TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy namoaka anareo avy any amin’ny tany Ejipta, mba ho Andriamanitrareo. Izaho no Iaveh.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho no namoaka anareo hiala tany Ejipta. Izaho no TOMPO.»
Malagasy Bible 1865
Izay nitondra anareo nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta mba ho Andriamanitrareo, no manamasina anareo; Izaho no Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay nitondra anareo nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta mba ho Andriamanitrareo, no manamasina anareo. Izaho no TOMPO.
malagasy
Izay nitondra anareo nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta mba ho Andriamanitrareo, no manamasina anareo; Izaho no Jehovah.