Leviticus 22:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na iza na iza amin’ny taranak’i Arona no boka na marary mitsika eo amin’ny taovam-pananahana dia tsy hihinana ireo zava-masina izy mandra-pahadiony. Ary izay rehetra mikasika izay maloto amim-paty, na izay lehilahy nialan’ny tsirinainy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny olona rehetra amin’ny taranak’i Aarôna, izay azon’ny habokana na marary mitsîka dia tsy hihinana ny zava-masina mandra-pahadiony. Torak’izany koa izay nikasika olona voaloto, nikasika fasika, izay nandeha rano maloto,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpisorona, voan’ny aretin-koditra na marary mitsika eo amin’ny taovam-pilahiana, dia tsy mahazo mihinana amin’ny zava-masina mandra-pahadiony. Toy izany koa ny mpisorona izay nahakasika olona voaloto tamim-paty, na izay nandeha tsirinaina tsy nahy,
Malagasy Bible 1865
Na iza na iza amin'ny taranak'i Arona no boka na marary mitsika dia tsy hihinana ny zava-masina mandra-pahadiony. Ary izay rehetra mikasika izay maloto amim-paty, na izay lehilahy nialan'ny azy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Na iza na iza amin'ny taranak'i Arona no boka na marary mitsika dia tsy hihinana ny zava-masina mandra-pahadiony. Ary izay rehetra mikasika izay maloto amim-paty, na izay lehilahy nialan'ny azy,