Leviticus 22:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
na izay mikasika biby mandady na mikisaka izay maloto na lehilahy izay maloto, na inona na inona no fahalotoany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay nikasika biby mandady nahaloto azy, na olona maloto namindra fahalotoana taminy, na fahalotoana inona na fahalotoana inona,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
na izay nahakasika biby mahaloto na olona mahaloto na inona na inona fahalotoany;
Malagasy Bible 1865
na izay mikasika biby mandady na mikisaka izay mahaloto, na lehilahy izay mahaloto, na inona na inona no fahalotoany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
na izay mikasika biby mandady na mikisaka izay maloto na lehilahy izay maloto, na inona na inona no fahalotoany,
malagasy
na izay mikasika biby mandady na mikisaka izay mahaloto, na lehilahy izay mahaloto, na inona na inona no fahalotoany,