Leviticus 22:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny olona izay mikasika izany dia haloto mandra-paharivan’ny andro ka tsy hihinana amin’ny zava-masina raha tsy mandro amin’ny rano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
haloto mandra-paharivan’ny andro izay nikasika ireo zavatra ireo, ka tsy hihinana ny zava-masina, handro amin’ny rano izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny mpisorona, izay nahakasika olona na zavatra mahaloto azy dia haloto mandra-paharivan’ny andro ka tsy hahazo mihinana amin’ny zava-masina, raha tsy efa nandro.
Malagasy Bible 1865
ny olona izay mikasika izany dia haloto mandra-paharivan'ny andro ka tsy hihinana amin'ny zava-masina, raha tsy mandro amin'ny rano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny olona izay mikasika izany dia haloto mandra-paharivan’ny andro ka tsy hihinana amin’ny zava-masina raha tsy mandro amin’ny rano.
malagasy
ny olona izay mikasika izany dia haloto mandra-paharivan'ny andro ka tsy hihinana amin'ny zava-masina, raha tsy mandro amin'ny rano.