Leviticus 22:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa milentika ny masoandro vao hadio izy ka izay vao mahazo mihinana amin’ny zava-masina satria anjara haniny izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hadio, rehefa maty ny masoandro, dia hahazo mihinana ny zava-masina, fa fihinany izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa milentika ny masoandro, dia hadio ilay mpisorona; ka izay izy vao mahazo mihinana amin’ny zava-masina, satria izany no fihinany.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa milentika ny masoandro, dia hadio izy, ka vao izay no mahazo mihinana amin'ny zava-masina, satria fihinany izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa milentika ny masoandro vao hadio izy ka izay vao mahazo mihinana amin’ny zava-masina satria anjara haniny izany.
malagasy
Ary rehefa milentika ny masoandro, dia hadio izy, ka vao izay no mahazo mihinana amin'ny zava-masina, satria fihinany izany.