Leviticus 22:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hitandrina izay asaiko tandremana izy fandrao ho meloka noho izany izy ka ho fatin’ny nanamavoany azy. Izaho TOMPO no manamasina izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitandrina ny didiko izy ireo, sao hahazo ota ny amin’izany, na ho fatin’ny fanamavoan’ny zava-masina. Izaho no Iaveh manamasina azy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aoka ny mpisorona hitandrina izay fepetra nasaiko tandremany, fandrao hitambesaran-keloka ny amin’izany fanimbazimbana zava-masina izany izy ka ho faty. Izaho no TOMPO, Izay efa nanokana ny mpisorona hanompo Ahy.
Malagasy Bible 1865
Ary aoka hitandrina izay nasaiko tandremana izy, fandrao ho meloka noho izany izy ka ho fatin'ny nanamavoany azy: Izaho Jehovah no manamasina azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hitandrina izay asaiko tandremana izy fandrao ho meloka noho izany izy ka ho fatin’ny nanamavoany azy. Izaho TOMPO no manamasina izany.
malagasy
Ary aoka hitandrina izay nasaiko tandremana izy, fandrao ho meloka noho izany izy ka ho fatin'ny nanamavoany azy: Izaho Jehovah no manamasina azy.