Leviticus 23:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitenena amin’ny Zanak’Israely hoe: Rehefa tonga any amin’ny tany izay omeko anareo ianareo ka hijinja ny vokatra any dia mitondrà amboara iray amin’ny voaloham-bokatrareo ho any amin’ny mpisorona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mitenena amin’ny zanak’i Israely ka lazao aminy hoe: Raha avy izay hahatafidiranareo any amin’ny tany omeko anareo, ka mijinja ny vokatrareo ianareo, dia hitondra amboaram-bary iray amin’ny mpisorona ho santatry ny vokatrareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hamepetra ny Israelita hoe: «Rehefa tafiditra any amin’ny tany izay omeko anareo ianareo ka hijinja ny vokatrareo any, dia mitondrà ilay amboara voalohany amin’ny vary ôrza hojinjainareo ho any amin’ny mpisorona.
Malagasy Bible 1865
Mitenena amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Rehefa tonga any amin'ny tany izay omeko anareo ianareo ka hijinja ny vokatra any, dia mitondrà amboara iray amin'ny voaloham-bokatrareo ho any amin'ny mpisorona ianareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitenena amin’ny Zanak’Israely hoe: Rehefa tonga any amin’ny tany izay omeko anareo ianareo ka hijinja ny vokatra any dia mitondrà amboara iray amin’ny voaloham-bokatrareo ho any amin’ny mpisorona.
malagasy