Leviticus 23:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hanandratra ny amboara eo anatrehan’NY TOMPO izy mba hankasitrahana anareo; ny ampitson’ny Sabata no hanandratan’ny mpisorona azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hahevahevany eo anatrehan’i Iaveh io amboara io, hahitanareo sitraka aminy; ary ny ampitson’ny sabata no hanevahevan’ny mpisorona azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hahevahevany eo anatrehako no fomba fanolorana ilay amboara, mba hahazoanareo sitraka amiko; ka ny ampitson’ny sabata no hanevahevàny azy eo anatrehako.
Malagasy Bible 1865
ary hanevaheva ny amboara eo anatrehan'i Jehovah izy, hankasitrahana anareo; amin'ny ampitson'ny Sabata no hanevahevan'ny mpisorona azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hanandratra ny amboara eo anatrehan’NY TOMPO izy mba hankasitrahana anareo; ny ampitson’ny Sabata* no hanandratan’ny mpisorona azy.
malagasy
ary hanevaheva ny amboara eo anatrehan'i Jehovah izy, hankasitrahana anareo; amin'ny ampitson'ny Sabata no hanevahevan'ny mpisorona azy.