Leviticus 23:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa amin’izay andro hanandratanareo ny amboara dia manolora zanak’ondrilahy tsy misy kilema izay herintaona ho fanatitra dorana manontolo ho an’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny andro hanevahevanareo ny amboaram-bary, dia manatera zanak’ondry iray, efa iray taona, tsy misy kilema, hatao sorona ho an’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iny andro hanoloranareo ny amboaram-bary iny, dia manatera zanakondrilahy tsy misy kilema sady iray taona ianareo mba ho sorona dorana manontolo ho Ahy TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izay andro hanevahevanareo ny amboara dia manatera zanak'ondrilahy tsy misy kilema izay iray taona ho fanatitra dorana ho an'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa amin’izay andro hanandratanareo ny amboara dia manolora zanak’ondrilahy tsy misy kilema izay herintaona ho fanatitra dorana manontolo ho an’NY TOMPO.
malagasy
Ary amin'izay andro hanevahevanareo ny amboara dia manatera zanak'ondrilahy tsy misy kilema izay iray taona ho fanatitra dorana ho an'i Jehovah.