Leviticus 23:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny ampitson’ny Sabata fahafito no hahataperan’ireo andro dimampolo hisainareo, dia manolora fanatitra vaovao avy amin’ny zavamaniry ho an’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanisa andro dimampolo ianareo aloha mandra-pahatongan’ny ampitson’ny sabata fahafito, dia hanatitra fanatitra vaovao amin’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka amin’ny ampitson’ny sabata fahafito dia dimampolo andro no ho voaisanareo. Amin’io andro io dia manolora fanatitra vaovao ho Ahy TOMPO indray ianareo;
Malagasy Bible 1865
Dia amin'ny ampitson'ny Sabata fahafito no hahataperan'ny andro dimam-polo hisainareo, dia manatera fanatitra hohanina vaovao ho an'i Jehovah indray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny ampitson’ny Sabata fahafito no hahataperan’ireo andro dimampolo hisainareo, dia manolora fanatitra vaovao avy amin’ny zavamaniry ho an’NY TOMPO.
malagasy
Dia amin'ny ampitson'ny Sabata fahafito no hahataperan'ny andro dimam-polo hisainareo, dia manatera fanatitra hohanina vaovao ho an'i Jehovah indray.