Leviticus 23:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manolora koa osilahy iray ho fanatitra fanadiovana sy zanak’ondrilahy roa, herintaona avy, ho fanati-pihavanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia mamonoa koa osy lahy iray ho sorona noho ny ota, sy zanak’ondry roa, efa iray taona, ho sorom-pihavanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hisy koa osilahy iray hataonareo sorona fanalana ny ota, ary zanakondrilahy roa samy iray taona hataonareo sorom-pihavanana.
Malagasy Bible 1865
Dia manatera osilahy iray ho fanatitra noho ny ota sy zanak'ondrilahy roa izay iray taona ho fanati-pihavanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manolora koa osilahy iray ho fanatitra fanadiovana sy zanak’ondrilahy roa, herintaona avy, ho fanati-pihavanana.
malagasy
Dia manatera osilahy iray ho fanatitra noho ny ota sy zanak'ondrilahy roa izay iray taona ho fanati-pihavanana.