Leviticus 23:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitenena amin’ny Zanak’Israely hoe: Ny amin’ireo andro firavoravoana voatendrin’NY TOMPO izay hantsoinareo hoe fivoriana masina, dia izao no izy:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mitenena amin’ny zanak’i Israely ka lazao aminy hoe: Ireto no fety lehibe ho an’i Iaveh izay hantsoinareo mba ho fivoriana masina; fetiko lehibe izany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hamepetra ny Israelita hoe: «Ny fankalazana manetriketrika naraikitro dia hisy fanompoam-pivavahana hivorianareo; ka ireto avy ireo fankalazana manetriketrika naraikitro:
Malagasy Bible 1865
Mitenena amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Ny amin'ny fotoam-pivavahana voatendrin'i Jehovah, izay hantsoinareo ho fivoriana masina, dia izao no izy:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitenena amin’ny Zanak’Israely hoe: Ny amin’ireo andro firavoravoana voatendrin’NY TOMPO izay hantsoinareo hoe fivoriana masina, dia izao no izy:
malagasy
Mitenena amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Ny amin'ny fotoam-pivavahana voatendrin'i Jehovah, izay hantsoinareo ho fivoriana masina, dia izao no izy: