Leviticus 23:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny mpisorona dia hanolotra ireo mbamin’ny mofon’ny voaloham-bokatra ho fanatitra asandratra eo anatrehan’NY TOMPO, miaraka amin’ny zanak’ondrilahy roa; ireo dia ho masina ho an’NY TOMPO, ho anjaran’ny mpisorona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hahevahevan’ny mpisorona ireny miaraka amin’ny mofo santa-bokatra ho fanatitra ahevaheva, eo anatrehan’i Iaveh, mbamin’ny zanak’ondry roa, dia ho voatokana ho an’i Iaveh, ka ho anjaran’ny mpisorona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hahevahevan’ny mpisorona eo anatrehako ireo zanakondrilahy roa ireo mbamin’ny mofo avy amin’ny voaloham-bokatra: dia zava-masina ho Ahy TOMPO izany ka ho anjaran’ny mpisorona.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpisorona hahevaheva ireo mbamin'ny mofon'ny voaloham-bokatra ho fanatitra ahevaheva eo anatrehan'i Jehovah mbamin'ny zanak'ondrilahy roa koa; ireo dia ho masina ho an'i Jehovah ho anjaran'ny mpisorona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny mpisorona dia hanolotra ireo mbamin’ny mofon’ny voaloham-bokatra ho fanatitra asandratra eo anatrehan’NY TOMPO, miaraka amin’ny zanak’ondrilahy roa; ireo dia ho masina ho an’NY TOMPO, ho anjaran’ny mpisorona.
malagasy