Leviticus 23:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza manao raharaha fanompoana ianareo, fa manolora fanatitra levonina amin’ny afo ho an’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hanao asa-mpanompo na inona na inona ianareo, ary hanolotra sorona hatao amin’ny afo ho an’i Iaveh.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza manao ny raharaha andavanandro ianareo fa manolora sorona levonina amin’ny afo ho Ahy TOMPO.»
Malagasy Bible 1865
Aza manao tao-zavatra akory ianareo; fa manatera fanatitra atao amin'ny afo ho an'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza manao raharaha fanompoana ianareo, fa manolora fanatitra levonina amin’ny afo ho an’NY TOMPO.
malagasy
Aza manao tao-zavatra akory ianareo; fa manatera fanatitra atao amin'ny afo ho an'i Jehovah.