Leviticus 23:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza manao raharaha amin’izany andro izany; fa andro fanavotana io, hanaovana fanavotana ho anareo eo anatrehan’NY TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hanao asa na inona na inona, amin’izany andro izany ianareo, fa andro fanonerana io, eo anatrehan’i Iaveh Andriamanitrareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza manao raharaha amin’io andro io, satria fankalazana ny Famelàn-keloka io, ka hanaovanareo eo anatrehako TOMPO Andriamanitrareo ny fombam-pivavahana famelan-keloka ho anareo.
Malagasy Bible 1865
Ary aza manao raharaha akory amin'izany andro izany; fa andro fanavotana izany, hanaovana fanavotana ho anareo eo anatrehan'i Jehovah Andriamanitrareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza manao raharaha amin’izany andro izany; fa andro fanavotana io, hanaovana fanavotana ho anareo eo anatrehan’NY TOMPO Andriamanitrareo.
malagasy
Ary aza manao raharaha akory amin'izany andro izany; fa andro fanavotana izany, hanaovana fanavotana ho anareo eo anatrehan'i Jehovah Andriamanitrareo.