Leviticus 23:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny olona rehetra izay tsy mety mifady hanina amin’io andro io dia hesorina tsy ho amin’ny fireneny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hofongorana amin’ny fireneny ny olona rehetra tsy nampijaly tena amin’izany andro izany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny olona rehetra, izay tsy mety mifady hanina amin’io andro io, dia hofongorana tsy ho anisan’ny vahoaka israelita.
Malagasy Bible 1865
Fa ny olona rehetra izay tsy mety miory amin'izany andro izany dia hofongorana tsy ho amin'ny fireneny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny olona rehetra izay tsy mety mifady hanina amin’io andro io dia hesorina tsy ho amin’ny fireneny.
malagasy
Fa ny olona rehetra izay tsy mety miory amin'izany andro izany dia hofongorana tsy ho amin'ny fireneny.