Leviticus 23:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Henemana no hanaovana raharaha; fa ny andro fahafito dia tena andro fitsaharana, fivoriana masina; aza miasa mihitsy ianareo, fa Sabata ho an’NY TOMPO eny amin’izay fonenanareo rehetra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Andro enina no hiasana, fa ny andro fahafito dia sabata, fitsaharana amin’ny asa rehetra, hasiana fivoriana masina. Tsy hanao asa na inona na inona ianareo, fa fitsaharana voatokana ho an’i Iaveh io, any amin’izay tany rehetra honenanareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Andro enina no hanaovan-draharaha; fa ny fahafito dia sabata tena andro fitsaharana, ka hasiana fanompoam-pivavahana hivorianareo. Aza manao raharaha akory ianareo, fa sabata hanajana Ahy TOMPO izany, na aiza na aiza onenanareo.
Malagasy Bible 1865
Henemana no hanaovana raharaha; fa ny andro fahafito dia tena andro fitsaharana, dia fivoriana masina; aza manao raharaha akory ianareo, fa Sabata ho an'i Jehovah eny amin'izay fonenanareo rehetra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Henemana no hanaovana raharaha; fa ny andro fahafito dia tena andro fitsaharana, fivoriana masina; aza miasa mihitsy ianareo, fa Sabata* ho an’NY TOMPO eny amin’izay fonenanareo rehetra izany.
malagasy
Henemana no hanaovana raharaha; fa ny andro fahafito dia tena andro fitsaharana, dia fivoriana masina; aza manao raharaha akory ianareo, fa Sabata ho an'i Jehovah eny amin'izay fonenanareo rehetra izany.