Leviticus 23:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ny olona rehetra izay miasa amin’io andro io dia hesoriko tsy ho amin’ny fireneny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary holevoniko amin’ny fireneny ny olona rehetra manao asa na inona na inona amin’izany andro izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny olona rehetra, izay manao raharaha amin’io andro io, dia holevoniko tsy ho eo anivon’ny vahoaka israelita
Malagasy Bible 1865
Ary ny olona rehetra izay manao raharaha akory amin'izany andro izany dia hofongorako tsy ho amin'ny fireneny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ny olona rehetra izay miasa amin’io andro io dia hesoriko tsy ho amin’ny fireneny.
malagasy
Ary ny olona rehetra izay manao raharaha akory amin'izany andro izany dia hofongorako tsy ho amin'ny fireneny.