Leviticus 23:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza manao raharaha akory. Ho lalàna maharitra hatrany amin’ny taranakareo fara aman-dimby izany any amin’izay rehetra honenanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hanao asa na inona na inona ianareo. Lalàna tsy tapaka ho an’ny taranakareo izany, any amin’izay tany rehetra honenanareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka aza anaovan-draharaha io andro io: ho fepetra raikitra hatrany hatrany izany ho anareo, na aiza na aiza honenanareo.
Malagasy Bible 1865
Aza manao raharaha akory; ho lalàna mandrakizay amin'ny taranakareo hatramin'ny fara mandimby izany eny amin'izay rehetra honenanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza manao raharaha akory. Ho lalàna maharitra hatrany amin’ny taranakareo fara aman-dimby izany any amin’izay rehetra honenanareo.
malagasy
Aza manao raharaha akory; ho lalàna mandrakizay amin'ny taranakareo hatramin'ny fara mandimby izany eny amin'izay rehetra honenanareo.