Leviticus 23:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitenena amin’ny Zanak’Israely hoe: Amin’ny andro fahadimy amby folo amin’ny volana fahafolo no hiantombohan’ny andro firavoravoana fitoerana amin’ny trano rantsan-kazo ho an’NY TOMPO mandritra ny hafitoana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mitenena amin’ny zanak’i Israely ka lazao hoe: Amin’ny andro fahadimy ambin’ny folon’io volana fahafito io, no fetin’ny tabernakla, mandritra ny hafitoana, ho fankalazana an’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hamepetra ny Israelita hoe: «Ny andro faha-15, amin’ny volana fahafito, no hiantombohan’ny fankalazana ny Tranotomboka, ho fanajana Ahy TOMPO mandritra ny fito andro.
Malagasy Bible 1865
Mitenena amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Amin'ny andro fahadimy ambin'ny folo amin'izany volana fahafolo izany no hiantombohan'ny andro firavoravoana fitoerana amin'ny trano rantsan-kazo hafitoana ho an'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitenena amin’ny Zanak’Israely hoe: Amin’ny andro fahadimy amby folo amin’ny volana fahafolo no hiantombohan’ny andro firavoravoana fitoerana amin’ny trano rantsan-kazo ho an’NY TOMPO mandritra ny hafitoana.
malagasy