Leviticus 23:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny andro voalohany dia hisy fivoriana masina ka aza manao raharaha fanompoana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny andro voalohany, hisy fivoriana masina. Tsy hanao asa-mpanompo na inona na inona ianareo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny andro voalohany, dia hisy fanompoam-pivavahana hivorianareo ka aza manao ny raharaha andavanandro ianareo.
Malagasy Bible 1865
Amin'ny andro voalohany dia hisy fivoriana masina: aza manao tao-zavatra akory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny andro voalohany dia hisy fivoriana masina ka aza manao raharaha fanompoana.
malagasy
Amin'ny andro voalohany dia hisy fivoriana masina: aza manao tao-zavatra akory.