Leviticus 23:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
afa-tsy izay fanao amin’ny Sabatan’NY TOMPO sy ny zavatra ataonareo fanomezana sy ny fanatitra rehetra hanefanareo voady ary ny fanatitra an-tsitraponareo rehetra izay omenareo ho an’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
afa-tsy ny fanomezanareo, afa-tsy ny fanalam-boadinareo rehetra, afa-tsy ny fanatitra an-tsitraponareo rehetra izay hatolotrareo an’i Iaveh.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo sorona ireo dia ankoatra ny zavatra fanolotrareo Ahy TOMPO: izany hoe ny sorona fanao amin’ny andro sabata sy ny fanomezana ary ny zavatra rehetra fanalàm- boady sy an-tsitrapo.
Malagasy Bible 1865
afa-tsy izay fanao amin'ny Sabatan'i Jehovah sy ny zavatra omenareo sy ny fanatitra rehetra hanalanareo voady ary ny fanati-tsitraponareo rehetra, izay omenareo ho an'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
afa-tsy izay fanao amin’ny Sabatan’NY TOMPO sy ny zavatra ataonareo fanomezana sy ny fanatitra rehetra hanefanareo voady ary ny fanatitra an-tsitraponareo rehetra izay omenareo ho an’NY TOMPO.
malagasy
afa-tsy izay fanao amin'ny Sabatan'i Jehovah sy ny zavatra omenareo sy ny fanatitra rehetra hanalanareo voady ary ny fanati-tsitraponareo rehetra, izay omenareo ho an'i Jehovah.