Leviticus 23:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no fotoam-pivavahana voatendrin’NY TOMPO, dia fivoriana masina hantsoinareo amin’ny fotoanany avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireto no fetin’i Iaveh, ny fivoriana masina izay hantsoinareo amin’ny fotoany avy:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ireto kosa no fankalazana manetriketrika hafa naraikitro ka hasiana fanompoam-pivavahana koa amin’ny fotoany avy:
Malagasy Bible 1865
Izao no fotoam-pivavahana voatendrin'i Jehovah, dia fivoriana masina hantsoinareo amin'ny fotoany avy:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no fotoam-pivavahana voatendrin’NY TOMPO, dia fivoriana masina hantsoinareo amin’ny fotoanany avy.
malagasy
Izao no fotoam-pivavahana voatendrin'i Jehovah, dia fivoriana masina hantsoinareo amin'ny fotoany avy: